4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Antsan\'ny fahazavan\'ny lanitra (afl - Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)

I/ O Miderà an’Iaveh, fa izy nanome

   Zao fahazavana izao, mba ho taratra hanilo antsika

   Koa samia ianareo, manandratra ny feo

   Miantsa sy hankalaza, izato hatsaran’ny Lanitra



II/Ny lanitra aza re, natokan’Iaveh

   Hanome hazavana ho fanilon’ny lalana hizorantsika

   Koa samia ianareo, manandratra ny feo

   Hitory an-karavoana, fa tsara ny asan’Andriamanitra



Ref:Ny haizina mandalo, voaringana havokoa

    Ka aoka isika hikalo,

    Fa tonga ho anao ’lay hazavana tena soa

    

                               Njaka Serge RANDRIANARISOA

Partager antsan\'ny fahazavan\'ny lanitra (afl

Commenter antsan\'ny fahazavan\'ny lanitra (afl

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Antsan'ny Fahazavan'ny Lanitra)